Fitenin-jatovo To Malagasy To French To English
Learn to speak like/to a 20 year-old Tananarivian
Analagame: Analakely - where the elders are still very alive….
B-Tax: Taxi Be
Bajô, Jôba: Sipa (vehivavy) - Girl
Bâko: Mividy - to buy
Barakay: Mandeha - Gone
Berlin : Behoririka - where you can find this 13 yo
Bex: Labiera - Beer - very useful word
Bikina: Bevohoka - pregnant
Bolao: Lainga - a lie
Bira: Antsirabe
Clou: Ariary zato - 100 Ar
Dezaka: Lavitra - Far
Dizina: Mamo – drunk
Drodroka= valaka= vizaka - tired
Fôkasy: Hadalàna, Famitahana,… - trick
Kala iray: Roanjato - 200 Ar
Kala be: Manam-bola - Rich
Katry: Mamo - drunk (again)
Kefona: Sakafo - food
Kobo: Fantatra, Azo, Tratra - I get it
Koaitra: Mpivarotena - ladies who sell sex for money
Kôfa: bandy (lehilahy) - Dude
Kôpy: Mahazo (Teny anglisy " Cope") - Do you get it?
Kozy : Marina vé / ok : is it true?/all right
Gala: Arivo Ariary - I'm lost with ariary
Gasay : Malgache - Malagasy
Goal: Resevera (mpanampy ny mpamily) - driver's aid
Glom: Gitara - guitar
Gretra: Manao karatra - player
Gidro= gitara - guitar
Ikina: Voky be – stuffed
kikina = tapaka – à sec - broke
Jomaka : Argot – Slang
Joba : sipa, vehivavy – copine- fille – girlfriend, girl
Mafy daka: Sigara mahery be - Good joint !
Mamba: tia loatra - Madly in love
Makafoka: Mbola reraky ny alina, na avy nisotro - hang-overd
Mibaradaka: milaza ny afenina - tell all
Mijajika: Tsara, vaovao - brand new
Mitsatsaka: Matahotra - scared shit**
Milay: Mahafinaritra, tsara – Great
Milaiso : mangalatra - voler , steal
Mirôzy: Mandehandeha - hanging around
Maizina : 50000 fmg
ôsika, Pra: Polisy, - Cops (very useful word)
Oainina: Afa-baraka - ashamed
Pakta: Manambola - Rich (again)
Parotsa: Vola - money
Pikla: Taxi
Poinsa: Mety, ao tsara - Ok all right
Py: Toaka – drink
Sovaly telo : labiera – bière - beer
Tafa: Mety, afaka, mi - Ok
Traingo: Tratra amin'ny zavatra afenina. - Caught!
Tapaka : tsy namana: à sec - broke
Sahorika: Savoritaka - being a mess
Vam: Fiara - car
Vozongo, ngozo: Vazaha - foreigner (much needed)
Ziko : zavatra - truc – stuff
Zazakely: brighton (whiskey brand)
Related links :
http://www.urbandictionary.com/





