Fantatrao ve Tsipelina?

Araka ny efa noresadresahina nandritra ny barcamp 2008 Madagascar dia nivoaka t@ herinandro lasa teo ny kinova voalohan'ny rindrakajy tsipelina. Tolotra web 2.0, nosoratan'i DotMG,  ahafahana mitsara tsipelina an'ny teny malagasy moa izy ity. Tena natao ho mora ampiasaina ary manampy be dia be tokoa, hoantsika somary tsy havanana amin'ny teny malagasy. Hoy i DotMG:

"Ny rindrankajy mpitsara tsipelina malagasy dia tsy inona fa pejy iray amin’ny internet ahafahana mametraka lahatsoratra amin’ny teny malagasy. Rehefa avy tsindrianao ilay bokotra hoe Alefa dia asehony ireo teny mety ho diso tsipelina tao amin’ny lahatsoratra natsofokao.

Mandehana ato ary rehefa te hitsara tsipelina ianao.

Marihana eto fa "opensource" izy io ary zaraina manaraka ny zo Affero GPL. Fanazavana fanampiny: jereo  ny pejy offisialy sy ny pejy sourceforge.

Aza ampijaliana ny tenintsika an!! Wink

Tapitra. 

8 Responses to “Fantatrao ve Tsipelina?”

  1. on 07 Nov 2008 at 3:40 amjogany

    hey I have videos ! ok will load time when I’m done with the serious case of home-foko-sickness I have hard time dealing with.
    Tsipelina rules ! i so want to help DotMG, there is even a pic of me “seriously” listening to his Barcamp presentation while patrick is twittering. See? we are fans!
    there you go

  2. on 07 Nov 2008 at 3:49 amDotMG

    Merci pour la pub. Ce logiciel doit beaucoup à Jogany et au barcamp car c’est le barcamp qui a redonné le punch pour sa mise en route. Pour être franc, j’ai pu finir en trois semaines ce que je “procrastinais” pendant plus de 12 mois, parce que j’ai promis au barcamp qu’il allait sortir.

    BTW, mirary soa amin’ny tokantrano vao.

  3. on 07 Nov 2008 at 4:08 amikalakely

    wow, misaotra betsaka fa tena manampy izany,
    mba te ahay hiasa toa anareo à 100 à l’heure mihitsy ny tena fa mahafinaritra ny toy izao, rehefa eo ny finiavana dia mety foana e?

  4. on 07 Nov 2008 at 11:11 amsimp

    jogany,
    so true!!
    I use it everyday when I write mails… I’m starting to look really smart 8) ;-)

    DotMG,
    Giving, sharing, caring and raising awareness izany ony ny dikan’ny loko volom-parasy ;-)

    ikalakely,
    yes we can wa, enao ve alou teto foana eee :-P

  5. on 07 Nov 2008 at 2:49 pmMany

    Wooooooooooaw ! C’est génial ce truc ! Franchement chapeau (^_^)

  6. on 07 Nov 2008 at 6:57 pmikalamako

    izay tratra mbola mampijaly ny tenintsika dia manao doty any @ Dot amin’zay. Indrindra ao @ blaogy ao, aie aie aie :-P

  7. on 13 Nov 2008 at 1:13 amMirana

    Wow tsara be marina! Jo I miss you lol still I know…

  8. on 13 Nov 2008 at 12:29 pmsitlo

    Misaotra an’i DotMG. Efa hitako tao amin’ny site-ny io fa saingy tsy haiko ny mametraka tsikera ao.

    :wink:

Trackback URI | Comments RSS

Leave a Reply