Iray maka bahana …
Nifanentana sy nandray anjara tsy hampijaly, ary hanandratra ny teny Malagasy ny mpitoraka blaogy sy ny mponin'ny aterineto nanomboka tamin'ny antson'i Lapino
Roa fiomanana …
Tapaka fa asiana lanonana famaranana ity hetsika ity ary amin'ny faha-21 Jiona no hanatanterahana izany, amin'ny 3 tolakandro, ora any Madagasikara.
Telo dia lasa …
Tongava daholo ary amin'ny 21 Jiona 2008 amin'ny 3 tolakandro (Ora any Madagasikara).
- Mandahara hira ao amin'ny radio Vazogasy.
- Dia mandehana ao amin'ny http://tetikasa.telomiova.org/cyberfety na http://club.foko-madagascar.org/
– Dia miresaha dia milalaova … dia milalaova dia miresaha.










tsy afaka ampidirana hevitra atsy @pissoa dia ataoko eto ny ahy.
)) mba hahatratra fotoana.
Mirava aloha za androany dia afatotro ny ratsan-tanana (je croise les doigts
Bônambiansa raha tsy tratrako
koooollllllll
omg … visiblement je n’ai pas eu le temps de lire les super-blogs des super-bloggers ces derniers temps. ce n’est que maintenant que j’ai appris (chez fameux simp loool) que tu as fait ce grand honneur a mon petit post.
Anyway … nilay be ilay cyberfety … fa tena nilay koa ny fanomanana azy niaraka taminareo mpitoraka blaogy namana. Les spammings … les (zombies’) chat after midnight et surtout la “petite” panique due la Permission Denied a la derniere minute loool.
Efa niakatra be ny notin’i Jogany hatramin’ny nanombohan’ny lalao Aza ampijaliana ny tenintsika
tsss je m’étonne comment tu peux arriver à suivre le flot!visiblement les pros ont lâché l’affaire et spam au feeling! Mbola manoratra post de remerciements kely aho ato (parce que tout le monde le vaut bien) fa mbola miandry ny bulletin de notes-ko….tssss
s
bisou xbeeeeeeeee