So Mariah…
By jogany • May 2nd, 2008 • Category: FeaturesTsy dia mahazatra no mahita fosafosa eto amin'ity bloagy ity nefa raha ny tena marina dia mandehandeha matetika any @ ireny mpitoraka blaogy be gossip/potins ireny aho. Angambany hoe mba mitady fialamboly kely na hoe mitady vaovao tsy dia tena sérieux…
Taminy talata dia gaga tokoa ny tato an-trano hoemiaraka ry Nick Cannon sy Mariah Carey. Din, nefa reviko be lery (taminy Drumline sary mihetsika mombany mpianatra mpitendry…drumline…amponga ve?) ary tiko be koa ny hiran'i Mariah (surtout ilay album Music Box…hmmmm) Ka nefa hitako fa tsy milay lotra raha miaraka izy roa. Tsy hoe tanora lotra lery (28) na hoe bogosy lotra fa bon…
Tonga ary ny alarobia…hoe fiancé ry zareo..ok …sarokoditra kely i groupie tato an-trano. Tsy koi
Voaray androany ny hafatra : Nanambady ry zareo. no comment ary é
Pour la peine eye-candy du mois de Mai : I AM A TOTAL SUCKER FOR ROBERT DOWNEY Jr.

and I don't mind if he was on drugs during the totality of the 90s and still act as the best of his generation, man will he steal my heart from Brad?
jogany is
Email this author | All posts by jogany







zokiny sy zandriny loatra… it must be the boobjob
mais bon, l’amour n’a pas d’age. Surtt ra hoe probablement hisaraka dans 3ans
thesuperficial and maybe tmz are fun too if u like gossips. They’re mostly for guys, hot chics ;-), but sometimes worth reading. If u don’t get to smile, at least u’ll enjoy the view
j’étais moi-même étonnée en apprenant qu’ils se sont mariés…
Pour la petite histoire, j’adore la voix de mariah carey en dépit de ses chansons de ces dernières années.
Decidement … je dois m’offrir une radio lol
Simp>im fonnnnnnnnnd of gossip like this other girl in calgary….Just Jared is my special spot I’ll share if you want some AJ/BP friday treat.
maintikely/pissoa>gâché be ilay izy o?
MDRRRRR ary zay vao hitako ty ahahaha…Perez Hilton is da best lol
Pour Robert Downey Jr! nannn je préfère Brad