Find Real Malagasy Life When Listening To Malagasy Music (and Elsifaka)
27 February 2008
74 views
7 Comments
Hoan'izay mpakafy hira hira hira hira hira
Clips : ClipGasy , Klipgasy,
Paroles : Tononkira
Hip hop : hhdago, madahiphop ,
hira hira hira hira hira hira hira
http://www.lolosynytariny.com/
http://tanariddimstyle.skyrock.com/
http://www.myspace.com/andalanamusic
hira hira hira hira hira hira hira
http://www.myspace.com/tarikab
http://www.myspace.com/kroupaska58
http://www.myspace.com/donsmokilla1
http://milakory-fr.hautetfort.com/
hira hira hira hira hira hira hira
rajoutez vos liens svp!!
Dédicasss à Maintikely
Rendez-vous daholo ram Sabotsy 1 Marsa @ 3 ARIVA any dago ao @ FBC !!!
efa fantatrareo ny procédure :
- Connect to FOKO website http://www.foko-madagascar.org
- Présentez-vous sur le Forum (tsisy delestage @ty e!)
- Ouvrez votre coeur
- Sortez les cartes et mettez la musique!



















merci merci merci jogany
c’est trop gentille de ta part
bisous be
jogany a ! tu sais que hoy i maintikely hoe soa ihany hono izy tsy afaka nandeha nijery “jorery sy lolo” dia nahazo surprise milay be. Sinon notsofina rano bon voyage fotsiny izy raha lasa tany fa tsy nisy nivaky loha hihihi
Les filles je suis siiiiiii HORS SUJET ! Ikalamako 6000 x sur le chatroom mamerina hoe : io lé jerevo io jerevo dia lé jogany vendrana be …”inona? inona?” bref….pas vraiment efficace surtout pas pendant les karaokés!
Maintikely> moi j’ai juste servi le café, c’est Miss Ikalamako qui a chanté très fort….tellement bien en plus!
DadaRabe sy trinitty koa e !
On a tous donné le meilleur .
On était tous au rendez-vous.
Merci les amis.
jogany: hihihi mampime koa njy. Ca compte anie de servir le café e! ratsy feo reo raha tsy nisy café!lol
Hitako avy eto ny ambiance-nareo t@iny
ikalamako: hay njy sy ry dadarabe ary i trinitty izany no tena nanafana tao?
Tsy farina ve ny feo ny ampitso?
efa naka citron tao amin’ny blog-ndry tao akia nanalana ilay farim-peo a ! Efa OK izao fa misaotra ny tompon-trano, sady lasa tsy mba nampirimpirina akory izahay fa tena reraka be nanezakezaka nihira. lol
oups - hadinoko : ni-servir café petit noir i jogany. Efa nifanarahana mihitsy kosa izao e !
Leave your response!
Read Rising Voices blogs
Media
Village
Des Nouvelles de Foko
Purple Corner by Jogany est mis à disposition selon les termes de la licence Creative Commons Paternité-Pas d'Utilisation Commerciale-Partage des Conditions Initiales à l'Identique 2.0 France.
Archives
COMMENTS
Most Commented
recent
Most Viewed
The Purple
Meta